Mahalala ireo fitaovana fampiasana fanaovana petakofehy
Mahay mamorona sary amin’ny lamba amin’ny fanjaitra, na penisily hazo, na kofely.
Nahavita mosara, na serivietandatabatra, na sainatsokajy
Manana fanjaitra sy hety ary kofehy isankarazany
Mahay mampianatra petakofehy ny mpiray sokajy

Talenta hafa manakaiky