– Mahafantatra ireo fitaovana ilaina andavanandro sy ny fampiasana azy
– Mahay manamboatra ireo kojakoja madinidinika momba ny fiara: manampina sy manolo kodiarana, manadio karbiratera, manolo bougie, sns.
– Mahay manamboatra bisikilety efa simba tsy azo taingenana int- sony
– Mahafantatra ny habenireo clé isankarazany amin’ny alalan’ny tomba-maso

Talenta hafa manakaiky