– Mahay manazava ny fomba fampatoriana zaza.
– Mahay manamboatra sakafonjaza sady mahay manazava ny fepetra tokony ho raisina amin’izany.
– Mahafantatra sy mahay ny fomba famahanana zaza.
– Mahafantatra ny faritra tokony asiana « talc » eo amin’ny zaza rehefa avy mampandro azy
– Mahay manazava ny fomba fampiakanjoana sy ny fomba fitaizana zaza.
– Mahita sy mahay hira dimy fandrotsirotsiana zaza.
– Mahay manasa sy manampy ary mipasoka akanjonjaza ary mahay ny fomba fampirimana azy.
– Mahavita mitaiza zaza miisa dimy ary mahazo fankasitrahana avy amin’ny ray amandreniny.

Talenta