– Mahay ny dikan’ireo teny fampiasa momba ny jiro: intensité, voltage, puissance, ary afaka mampianatra izany
– Mahay mijery sy manamboatra ny simba amin’ny jiro ao an-trano
– Mahay mitarika jiro ao amin’ny efitra iray: mametraka fil, interrupteur, douille,…
– Mahaforona fitaovana tsotsotra mandeha herimbaratra

Talenta hafa manakaiky