Manana fahaiza-manao amin’ny resaka asa-tanana : Vy Vato Hazo Tenona Fampiasana ireo akora maro.
ODD mifandray : ODD 9 - Indostria, haivao, fotodrafitrasaODD 8 - Asa mendrika sy fitomboan'ny harinkarena
Mpikirakira teknolojia
Taozavatra
Herimbaratra
Mpandrary
Mpaka sary
Mpanenona
Mpanety
Tia asa tanana
Teknika skoto
Mpahay simia
Mpanentana tambazotra
Mekanika
Mpikojakoja
Teknolojia sy teknika
Informatika
Mpanao petakofehy
Telefaonista
Mpandrafitra
Mpahay taotrano
Teknika Skoto
Mpanjaitra
Mpanefy
Mpanao horonantsary
Jereo ato ireo talenta rehetra