Mitovy avokoa ny olombelona rehetra eo am-pahaterahany, na lahy na vavy. Manana andraikitra koa ise hitarika ny fiaraha-monina hanome sehatra sy anjara mitovy ny olona rehetra na lahy na vavy.
Tanjon'ny Fandrosoana Lovainjafy
ODD 5 - Miralenta