Ranomasina avokoa no mandrakotra ny roa ampahatelon’izao tontolo izao. Miankina be dia be amin’ny ranomasina ny fiainantsika olombelona : ahazoantsika sakafo, rano, angovo, … Ny fikolokoloantsika ny ranomasina sy ny zava-manan’aina ao aminy dia antoka hitsinjovantsika ny an-jato taona mbola hiainantsika sy ny taranatsika aoriana.
Tanjon'ny Fandrosoana Lovainjafy
ODD 14 - Voahary an-drano
