Jamboree 2023 : Tandremo voalohany!
17 avril 2021

Tapaky ny Fivoriambe faha-41 notanterahin’ny Organisation Mondiale du Mouvement Scout (OMMS) tany Baku (Azebaidjan) ny taona 2017, fa ny Repoblikan’i Korea Atsimo no hampiantrano ny Jamboree faha-25, ny 1 hatramin’ny 12 Aogositra 2023. ao amin’ny tanĂ na antsoina hoe SaeManGeum, Jeollabuk-do.  Inona no atao hoe Jamboree ? Ny Jamboree dia hetsi-panabeazana iraisam-pirenena karakarain’ny OMMS isaky ny […]

Mifamatotra tanteraka ny maha-Tily sy ny fiainam-Piangonana
4 avril 2021

Ny asa ivelany no fanehoana ny fahaveloman’ny Fiangonana ary anisan’ny tomponandraikitra amin’izany ny Tily. Ho hitan’ise ato : Inona no atao hoe Fiangonana? Ankohonan’Andriamanitra. An’Andriamanitra irery. Vavolombelon’I Jesoa Kristy Ny iraka na antom-pisiany Tomponandraikitra eo anivon’ny Fiangonana ny Tily Kristianina ny Tily Mpanompon’Andriamanitra ny Tily Tsy mihataka amin’ny Fiangonana ny Tily Tsy hihidy anaty rindrina […]

Ireo dingana arahina ho eny amin’ny Tranombitsika
16 mars 2021

Miha-mahazo endrika tsikelikely ny Tranombitsika, tananantsika Tily rehetra, eny Antsahamarofoza. Taorian’ny fijoroan’ny trano Ivotoerana Fanofanana Tily Eto Madagasikara (IFTEM) ao anatin’ny tanĂ na dia efa ho vita koa ny Espace Vitsika. Fananana iombonan’ny Tily eto Madagasikara io tanĂ na io ka sady niara-nifanome tanana nanangana ny Tily rehetra, no ho afaka hisitraka hampiasa azy koa.  Ireto manaraka […]

Vontadin’ny Mpitarika
2 mars 2021

Teny roa natambatra ny « VONTADY » dia VONA (fatotra) sy TADY (karazana kofehy vita avy amin‟ny taretra, natao randran-telo, antsoina koa hoe TADY MAHAZAKA). Ny atao hoe « VONTADY » dia « DINA » natao hifampifehezan’ny FOKONOLONA mpiara-belona sy mpiray Faritra mitovy fomba amam-panao ka « VONTADIM-POKONOLONA » no niantsoana azy tamin’izany. N ny […]

Maniry handray anjara amin’ny hetsika iraisam-pirenena aho
24 janvier 2021

Ny Skotisma dia iray amin’ireo fikambanana lehibe indrindra maneran-tany mampivondrona ny tanora avy amin’ny firenena miisa 171 mpikambana ao amin’ny OMMS.54 tapitr’isa no isan’ny mpikambana maneran-tany ankehitriny, ary isan’izany isika eto Madagasikara. Ankoatra ireo hetsika nasionaly dia afaka mandray anjara amin’ ireo hetsika iraisam-pirenena ihany koa ise. Hitan’ise ato ny lisitr’ireo hetsika iraisam-pirenena rehetra voalahatra […]

Izy no … DO Fetsy
9 novembre 2020

Isan’ireo tena nanana ny mahaizy azy teo amin’ny tantaran’ny Tily eto Madagasikara Itompokolahy Solofo RAZANAJAONA. IngĂ©nieur en statistique no asany andavanandro fahiny. Do Fetsy no anarana nahafantarana azy teo amin’ny sehatry ny skotisma. Tena nampiavaka azy manokana ary nampiaiky ny mpiray fikambanana rehetra ny fahakingany sy ny fahaizany mamolavola ireny Hafatra miafina ireny n’a ny  […]

Fandaharam-panabeazana menafify
1 octobre 2020

« Tena ilaina sady azo itokisana ary maharaka ny fivoaran’ny teknolojia misy ny Menafify ». Manaraka ny Politika Nasionaly fanabeazana Tily eto Madagasikara ny Fandaharam-panabeazana Menafify. Fandaharana atolotra Tontolo iainana andavan’andro mihitsy no atrehan’ny Menafify ka ahitana Fihariana sy fitadiavana, Fiainam-piaraha-monina samihafa ary tontolo ivelaran’ny fanatontoloana. Noho izany, ny fandaharam-panabeazana atolotra dia : Manomana ny […]

Politika nasionaly ODK
11 septembre 2020

Ity no politika mitarika ny fomba fitantanana olon-dehibe ato amin’ny Tily eto Madagasikara mandritra ny fe-potoana. Mirakitra ireo tondrozotra ahafahan’ny Tily eto Madagasikara hametraka fitantanana mahomby ireo olon-dehibe miasa an-tsitrapo. Mba ho tohana azo antoka izy ireo ahazoana manome toky ireo Beazina, Ray aman-dreny, ny Fiangonana ary ny Fiaraha-monina; Ary koa hisian’ny arofenitra mba ho […]