Ireto zaraina ireto misy tondrozotra fandrafetana ny fotoam-pivavahana amin’ny karazam-potoana samihafa mety hiainan’ny Tily any am-pivondronana na eny anivon’ny Faritany, indrindra raha hetsika iraisam-pinoana iarahana sinodam-piangonana maromaro.
Fanombohana sahan’asa (fivoriana, fivoahana an-tsaha, sns, …)
- Fanombohana
- Fiderana :
- Salamo
- Hira
- Vavaka + « Rainay izay any an-danitra…. »
- Tenin’Andriamanitra
- Vakiteny + hafatra (…)
- Vavaka (miompana amin’ny atrik’asa)
- Famaranana
- Hira
- Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina, Amena
Fanokafana taom-panabeazana
- Fanombohana
- Hira
- Fiarahabana Apostolika
- Fiderana :
- Salamo
- Hira
- Vavaka …. + « Rainay izay any an-danitra »
- Tenin’Andriamanitra
- Hira
- Vakiteny : Testamenta Taloha
- Epistily
- Filazantsara (Mitsangana rehefa mamaky azy)
- Vavaka
- Toriteny (na hafatra)
- Ranom-bavaka
- Rakitra . Hira…., fanolorana.
- Raharaha
- Fanokafana (Fomba skoto)
- Fanolorana tompon’andraikitra
- Raharaha sy fampitam-baovao
- Fanokafana amin’ny Fomba ofisialy (aoka ho ny Filohan’ny KL, na Kopa na KP na izay solo-tenany no hanao izany)
- Famaranana (Fomba Skoto)
- Famaranana
- Hira
- Tsodrano (raha misy mpitondra fivavahana na mpiofana aza dia aoka ho izy no hanao izany)
- Hira
- Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina, Amena
Fotoam-pivavahana anaty lasy
- Fanombohana
- Hira
- Fiarahabana Apostolika
- Fiderana :
- Salamo
- Hira
- Vavaka …. + « Rainay izay any an-danitra »
- Tenin’Andriamanitra
- Hira
- Vakiteny : Testamenta Taloha
- Epistily
- Filazantsara (Mitsangana rehefa mamaky azy)
- Vavaka
- Toriteny (na hafatra)
- Ranom-bavaka
- Filazan-draharaha
- Famaranana
- Hira
- Tsodrano (raha misy mpitondra fivavahana na mpiofana aza dia aoka ho izy no hanao izany)
- Hira
- Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina, Amena