Politika Nasionaly Fanabeazana 2018-2021
25 février 2018

Iaraha-mahalala ny zava-misy amin’izao fotoana izao, indrindra eo amin’ny lafiny Fanabeazana, fa tena mila manao ezaka isika zoky, Ray aman-dReny, olon-dehibe amin’ny sehatra samihafa eto amin’ny Fiaraha-monina misy antsika, ny amin’ny hanohanana ireo tanora eo amin’ny lafiny Fanabeazana. Iraka napetraky ny Tompo amintsika rahateo izany. Manana iraka manokana ny Departemanta Fanabeazana na ny DFB ny […]

Izy no … Ramino Paul
19 décembre 2017

Pasitera Ramino Paul Abraham, angady nananana sy vy nahitana ary tandroka miaro ny vozona tao anatin’ny skotisma izy, hatramin’ny fahakeliny mihitsy. Betsaka ireo andraikitra efa notanany, manan-talenta izy ary miaina ao anatiny ny teny hoe « Skoto indray andro, skoto mandrakizay ». Ny niandohany Tao amin’ny fivondronana faha-12 Avaratr’Andohalo no nisy azy ary tao ihany […]

Ny mpiandraikitra Tily sy ny kalitao
24 octobre 2017

Tato anatin’ny taona vitsivitsy izay dia novoizina teto anivon’ny skotisma ny teny hoe « kalitao ». Tsy teto Madagasikara ihany fa nanomboka tany amin’ny fitantanana manerantany (OMMS) no nanaparitaka sy nivoy izany, ho fenitra iaraha-manatratra manoloana ny fanabeazana ny tanora sy ny fitantanana madio sy mangarahara amin’ny endriny rehetra. Ho antsika Tily amin’ny maha-kristiana dia toe-tsaina tahafintsika […]

Paikady laharam-pamehan’ny skotisma
5 avril 2014

Firotsahan’ny tanora Fampivelarana ny hay rehetra handraisana anjara mavitrika eo amin’ny ïŹkambanana sy ny ïŹarahamonina. – Ny skotisma dia manome sehatra ny tanora hampivelaran’izy ireo ny fahaiza-manaony sy ny fahalalany hahatonga azy ireo handray anjara mavitrika eo amin’ny ïŹkambanana sy ny ïŹarahamonina. Fandraisana anjara, fankasitrahana ary ïŹfampizarana eo amin’ny olon-dehibe sy ny tanora no fanalahidin’ny […]

Lasy faha-50 taona Tily tao Samboranto Alasora (Novambra 1974)
24 novembre 1974

Nandray anjara tamin’ny fifanakalozan-kevitra faha-50 taonan’ny Tily eto Madagasikara ny Kolonely Richard RATSIMANDRAVA. Mijoro eo anoloana izy sy ny Jeneraly Gabriel RAMANANTSOA, ny Lieutnant-Colonel Joel RAKOTOMALALA ary ireo Filoha Tily. (Tahirin-tsary nozarain’i TRAKALA Mikandy) Tranobongo mampiavaka ny faritra no najoron’ny isan-tsokajy Lohan-tsokajy aho t@zany, nanatrika ny lasin-jobily teny Sambiranto. Ezaka be mintsy no nataon’ny sokajy […]