Hafatra farany napetrak’i Baden Powell ho an’ny skoto
8 janvier 1941

Ry skoto namana, Raha efa nahita ilay tantara andapihazo Peter Pan iny ise dia tsaron’ise tsara angamba ilay lehiben’ny jiolahin-tsambo, mandany fotoana ery mamerina foana ny hafatra farany ho apetrany. Satria manahy mafy izy hoe raha tonga ny andro hahafatesany dia tsy hanam-potoana anaovana izany intsony izy. Tonga eo amin’izany toerany izany aho ankehitriny, eny […]

Tantaran’ny skoto Malagasy voalohany
9 avril 1922

Tamin’ny Alahady 09 avrily 1922 (Alahadin’ny sampan-drofia io andro io) no niseho voalohany tamin’I Revérend Joseph Fuhler RADLEY teo amin’ny tohatoha-bato miakatra ho an’ny Antaninarenina ireo sokajy voalohany izay notarihan’I Michael Rajohnson sy ny ekipany dia– Eugène RAZAFITRIMO– Philippe ANDRIANARIJAONA– Alban RATSIVALAKA– Albert Rakoto RATSIMAMANGA Toy izao ny fitantaran’i Albert Rakoto RATSIMAMANGA : Isaky ny […]