Sokajy
Asa firotsahana Vakoka sy tantara

Fankasitrahana avy amin’ny Filohan’ny Repoblika Malagasy

đź“ś Notsongaina tao amin’ny Journal Officiel de la RĂ©publique Malgache N°47. 30 Mai 1959

Nandritra ny tondra-drano mahery vaika tamin’ny Martsa 1959, ny skotisma malagasy izay hivondronan’ny Fanilo, Mpanazava , Antily, Tily ary Kiady, dia nampiseho fanoloran-tena tsy hay tohaina tamin’ny alalan’ny fanatanterahana ny adidiny amin’ny maha-skoto azy.

Nahay nandray ny andraikiny tamin’ny fahafoizan-tena feno manoloana ny loza.

Nanavotra ain’olona maro ary koa namonjy ny olona sy ny fananany.

Ny skotisma dia nampiseho ohatra ho fitaratra ho an’ny tanora ary mendrika ny fankasitrahana avy amin’ny firenena malagasy.

Mendrika ny fankasitrahan’ny Repoblika malagasy ny Federasionan’ny Skotisma.

📜 Extrait du Journal Officiel de la République Malgache N°47. 30 Mai 1959
« Durant les graves inondations de mars 1959, le scoutisme malgache composĂ© des associations: Fanilon’i Madagasikara , Mpanazava Eto Madagasikara, Antilin’i Madagasikara, Tily eto Madagasikara et Kiadin’i Madagasikara Ofisialy, a fait preuve d’un dĂ©vouement exceptionnel en accomplissant son devoir scout, a su prendre ses responsabilitĂ©s avec une abnegation totale devant le danger, a sauvĂ© de nombreuses vies humaines et secouru les personnes et leurs biens.

Le scoutisme a été un exemple pour la jeunesse et mérite la reconnaissance de la Patrie malgache. La Fédération du scoutisme a bien mérité de la République malgache. »
Tananarive, le 2 mai 1959. Le Présidence de la République de Madagascar, Philibert TSIRANANA