« Ny hazo no vanon-ko ho lakana, ny tany naniriany no tsara”

 Vinan’ny fanabeazana Tily 2021 – 2024

#ISEnoTsangambato : Amin’ny taona 2024, faha-100 taonan’ny Tily eto Madagasikara, ny beazina no fitaratry  ny  fahombiazan’ny fanabeazana tily.

Paikady fito

Laharam-pahamehana efatra

 

Fanekena Tily
5 avril 1955

Lahatsoratra fanazavana ny hevitry ny Fanekena Tily, araka izay voasoratra ao anatin'ny Antsaha, 1955 (Isan'ny Torolalana Fanabeazana Tily voalohany taorian'ny fanagasiana) Ireto telo ireto no eken’ise raha miditra ho Tily ise: Hanompo an’Andriamanitra Io no voalohany indrindra: mihaino ny feon’Andria- manitra, matoky Azy, manoa Azy. Io no mampiray an’ise amin’ny Fiangonana. Tsy any ivelan’ny Fiangonana […]