Tantaran’ny totemisation ho an’ny Tily
18 septembre 1965

Ny totĂ©misation dia fomba fanomezana anarana ho an’olona iray ao amin’ny fiaraha-monina iray. Mampiaina io lalao io entina hanabeazana ny Tily araka ny fototra ara-tSoratra Masina amin’ny fanomezana anarana sy ny tantaran’ny lalao fanomezana totem teo amin’ny skotisma. Omena solon’anarana (totem) ny Tily iray raha heverina fa hampivoatra azy amin’ny fiainany manokana sy amin’ny skotisma […]

Fankasitrahana avy amin’ny Filohan’ny Repoblika Malagasy
30 mai 1959

📜 Notsongaina tao amin’ny Journal Officiel de la RĂ©publique Malgache N°47. 30 Mai 1959 Nandritra ny tondra-drano mahery vaika tamin’ny Martsa 1959, ny skotisma malagasy izay hivondronan’ny Fanilo, Mpanazava , Antily, Tily ary Kiady, dia nampiseho fanoloran-tena tsy hay tohaina tamin’ny alalan’ny fanatanterahana ny adidiny amin’ny maha-skoto azy. Nahay nandray ny andraikiny tamin’ny fahafoizan-tena feno […]

Lasin’ny skoto Protestanta Malagasy tamin’ny Aogositra 1951
9 août 1951

Loharano : Archives dĂ©partementales du Val-de-Marne Dikateny sy feo lafika : Mi-Tily Serasera Hijery horonantsary miavaka ianao, notsoahina tamin’ny tahirin-tsarin’ny « Ă©claireurs et eclaireuses unioniste de France ». Ity horonatsary ity dia notontosaina tamin’ny taona 1951 ary voatahiry amin’ny arisiva ao Val de Marne, tafiditra tao anatin’ny PAGEBManeho antsika ny lasy niraisan’ny « Ă©claireurs protestant […]

Hafatra farany napetrak’i Baden Powell ho an’ny skoto
8 janvier 1941

Ry skoto namana, Raha efa nahita ilay tantara andapihazo Peter Pan iny ise dia tsaron’ise tsara angamba ilay lehiben’ny jiolahin-tsambo, mandany fotoana ery mamerina foana ny hafatra farany ho apetrany. Satria manahy mafy izy hoe raha tonga ny andro hahafatesany dia tsy hanam-potoana anaovana izany intsony izy. Tonga eo amin’izany toerany izany aho ankehitriny, eny […]

Tantaran’ny skoto Malagasy voalohany
9 avril 1922

Tamin’ny Alahady 09 avrily 1922 (Alahadin’ny sampan-drofia io andro io) no niseho voalohany tamin’I RevĂ©rend Joseph Fuhler RADLEY teo amin’ny tohatoha-bato miakatra ho an’ny Antaninarenina ireo sokajy voalohany izay notarihan’I Michael Rajohnson sy ny ekipany dia– Eugène RAZAFITRIMO– Philippe ANDRIANARIJAONA– Alban RATSIVALAKA– Albert Rakoto RATSIMAMANGA Toy izao ny fitantaran’i Albert Rakoto RATSIMAMANGA : Isaky ny […]