Toe-tsain’ny mpiandraikitra Tily : mibe tena aloha
22 août 2020

Mpiandraikitra mibe , manabe Nalaina tao amin’ny boky “Guide du Chef Eclaireur”, boky nosoratan’i BiPi ho an’ny mpiandraikitra skoto ity, ary zarain’i Filoha DO Santatra, Filoha Nasionaly Departemanta Fanabeazana Mibe tena aloha ny mpiandraikitra skoto vao afaka manabe. Nalainy tao anatin’ny LalĂ na Folon’ny Tily ny hoe “tokan-teny ny Tily”, “mahatoky ny Tily” “madio tena, fihetsika […]

Mpiandraikitra Tily aho, Mino aho
25 juillet 2020

Ny hoe mino dia azo adika ihany koa hoe mahatoky, olona azo itokisana, tsy mivadibadika ary azo ametrahana andraikitra. Amin’ny voambolana Kristiana kosa dia olona efa nandray an’i Jesoa Kristy ho Tompo sy Mpamonjy azy ka mampiditra sy mampitoetra an’i Jesoa Kristy ho fiainany feno. « Tano ny finoana ho ampinga Â» Efesiana 6 : 16b Ity […]

Firafitry ny skotisma amin’ny sehatra iraisam-pirenena
15 juillet 2020

Raha miresaka ny Skotisma eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena dia ny Organisation Mondiale du Mouvement Scout (OMMS) no resahana amin’izany. Manana ny rafitra ijoroany izy. Ao ny ConfĂ©rence Mondiale ivondronan’ireo firenena 171 mpikambana maneran-tany mivory isaky ny telo taona. Io no rafitra fara-tampony manapaka ny vina sy politika ankapobeny hirosoan’ny skotisma. Misy koa ny ComitĂ© Mondiale […]

Talenta 10 afaka trandrahina ao an-trano
4 juillet 2020

Mandalo vaninandro miavaka izao tontolo izao ka niteraka fiovana goavana maro teo amin’ny fomba fiainantsika toy ny fihibohana nandritra ny fotoana maharitra, ny fitafiana arotava lasa fitafy andavanandro, ny tsy fahafahana mivory sy mifampitakosona. Isan’ny tena iharan’izany indrindra ny skotisma, izay tena miaina ny fiainana ankalamanjana sy ny fiainam-bondrona. Tsy sakana amin’ny fivelaran-tenan’ny tsirairay nefa […]

Tantaran’ny Tranombitsika
3 décembre 2019

Ao amin’ny Akanin-jazalahy ao Antsahamanitra no misy ny Foibe-toeran’ny Tily eto Madagasikara ankehitriny, toerana izay mbola hikambanana amin’ireo Fikambanana Kristiana naorin’ny Misionera teto Madagasikara raha nampiditra ny Fivavahana Kristiana teto amintsika izy ireo, Taona vitsivitsy taorian’ny namoronan’i Baden Powell (Bipi) ny Skotisma dia nanangana ivotoerana antsoina hoe “Gilwell Park” izy ao Angletera, toerana  nanofanana ireo […]

Savaranonando fandalinana ny Efesiana
10 juillet 2019

Ny tanĂ na Efesosy. Renivohitra tany Asia (tapak’i Asie Mineure andrefana) Efesosy. TanĂ na maro mponina sy be varotra izy, sady malaza indrindra noho ny tempoly mahafinaritra. Foiben’ny fivavahana amin’ny sampy izy, indrindra fa ny fivavahana tamin’i Diana andriamanibavin’ny fahavokarana sy ny fiterahana. Be zava-betaveta ny fanompoana azy. Olona haingam-pandray hevitra diso (superstitieux) ny Efesiana, ka nanjaka […]

Ny fanomezana anarana (totémisation) araka ny Soratra Masina
10 novembre 2018

Ny totĂ©misation dia fomba fanomezana anarana ho an’olona iray ao amin’ny fiaraha-monina iray. Raha ao amin’ny Soratra Masina dia i Eva no olombelona nahazo anarana voalohany ka i Adama no nanomeanarana azy. « Aina » no hevitr’izany. Ny anarana dia miforona manomboka eo amin’ny fiandohan’ny aina ary ny fahaterahana dia milaza aina vaovao sy anarana […]