Mahafantatra sy mahay manazava ireo Tanjon’ny Fandrosoana Lovainjafy 2,11,12,13,14,15
Mahafantatra ny anjara toeran’ny olombelona sy ny fifandraisany amin’ny zavaboary ary ny andraikiny eo anivon’ny zava-manan’aina rehetra
Manana firaketana momba ny zava-manan’aina vitsivitsy, ny fomba fiainany sy ny ambana amin’ny fiainany
Mahafantatra sy afaka manazava momba ireo sampandraharaha misehatra amin’ny fiarovana ny zava-manan’aina eto Madagasikara sy maneran-tany
Mandini-tena ary resy lahatra hiala amin’ny fihetsika sy fahazaran-dratsy manimba ny natiora
Mamorona fomba sy tetika vaovao hanatsarana ny fahazarana momba ny fanjifana miaro ny tontolo iainana
Mamorona tetik’asa kely fiarovana ny zava-manan’aina ho tanterahan’ny sokajy na ny antoko
Mazoto mikaroka sy mampihatra ny Fitantanana ny fanjifana sy ny sakafo, ny Fanodinana sy fampihenana ny fako ary ny Fitantanana ny fako
Mandray anjara mivantana amin’ireo hetsika fanentanana eo amin’ny fiarahamonina, nasionaly na iraisam-pirenena

Talenta hafa manakaiky