« Ny hazo no vanon-ko ho lakana, ny tany naniriany no tsara”

 Vinan’ny fanabeazana Tily 2021 – 2024

#ISEnoTsangambato : Amin’ny taona 2024, faha-100 taonan’ny Tily eto Madagasikara, ny beazina no fitaratry  ny  fahombiazan’ny fanabeazana tily.

Paikady fito

Laharam-pahamehana efatra

 

Politika Nasionaly Fanabeazana Tily
25 février 2018

Iaraha-mahalala ny zava-misy amin’izao fotoana izao, indrindra eo amin’ny lafiny Fanabeazana, fa tena mila manao ezaka isika zoky, Ray aman-dReny, olon-dehibe amin’ny sehatra samihafa eto amin’ny Fiaraha-monina misy antsika, ny amin’ny hanohanana ireo tanora eo amin’ny lafiny Fanabeazana. Iraka napetraky ny Tompo amintsika rahateo izany. Manana iraka manokana ny Departemanta Fanabeazana na ny DFB ny […]

Paikady laharam-pamehan’ny skotisma
5 avril 2014

Firotsahan’ny tanora Fampivelarana ny hay rehetra handraisana anjara mavitrika eo amin’ny fikambanana sy ny fiarahamonina. – Ny skotisma dia manome sehatra ny tanora hampivelaran’izy ireo ny fahaiza-manaony sy ny fahalalany hahatonga azy ireo handray anjara mavitrika eo amin’ny fikambanana sy ny fiarahamonina. Fandraisana anjara, fankasitrahana ary fifampizarana eo amin’ny olon-dehibe sy ny tanora no fanalahidin’ny […]