Fanekena Tily

Lahatsoratra fanazavana ny hevitry ny Fanekena Tily, araka izay voasoratra ao anatin’ny Antsaha, 1955 (Isan’ny Torolalana Fanabeazana Tily voalohany taorian’ny fanagasiana) Ireto telo ireto no eken’ise raha miditra ho Tily ise: Hanompo an’Andriamanitra Io no voalohany indrindra: mihaino ny feon’Andria- manitra, matoky Azy, manoa Azy. Io no mampiray an’ise amin’ny Fiangonana. Tsy any ivelan’ny Fiangonana … Lire la suite de Fanekena Tily