Ny fampiasana ny “barety” eo an-tsoroka ho marika andraikitra dia isan’ny marika nolovaintsika tamin’ny fampiasan’ny skotisma frantsay tany amin’ny taona 1956 ka mbola notanana hatramin’izao (Sur les traces, 1956). Mirefy 5 x 1,5 cm ny marika andraikitra ary mipetraka eo amin’ny soroka.
Ny mpanabe efa nahavita ny fanekena maha-mpiandraikitra no miambozona barety.
![](https://i0.wp.com/www.scout.mg/rehetra/uploads/2023/05/barety-FFB-FP.png?resize=580%2C184&ssl=1)
Marika andraikitra fanabeazana
![](https://i0.wp.com/www.scout.mg/rehetra/uploads/2023/05/barety-fanabeazana.png?resize=580%2C349&ssl=1)
Marika andraikitra departemanta
![](https://i0.wp.com/www.scout.mg/rehetra/uploads/2023/05/barety-departemanta.png?resize=580%2C321&ssl=1)
Fanamarihana
- Mety ho samihafa na hiova araka ny vanim-potoana sy ny toerana ny anaran’ny departemanta, fa ny “lohahevitra iasana no mitondra ny loko.
- Mety hisahana andraikitra roa na maro ny Filoha iray, ka izay andraikitra mibahana indrindra ao anaty fisin’andraikiny no loko entiny.