Ireo karazana fehitenda fampiasan’ny Tily

Isan’ny endrika fampiainana iombonan’ny skoto eran’izao tontolo izao ny fehitenda, ary marika voalohany ahafantaran’ny olona ny skoto. Mariky ny fiombonana ny fehitenda, fiombonana eo amin’ny sehatra irotsahana (mitovy lokom-pehitenda) no sady fiombonana amin’ny skoto rehetra eran’izao tontolo izao mihitsy. Tsy haingokaingo fotsiny ny fehitenda fa sady fitaovana afaka ampiasaina amin’ny toe-javatra maro : rehefa sendra … Lire la suite de Ireo karazana fehitenda fampiasan’ny Tily