Sokajy
Fanabeazana Sampana Maitso Tily Sampana Mena (Mpiandalana) Sampana Menafify

Lalàna folo Tily

Tokan-teny ny Tily
Mahatoky ny Tily
Vonona hanasoa namana ny Tily
Havan’ny olona rehetra ny Tily ary mpirahalahy daholo
Manaja olona ny Tily
Antra biby sy tia mandinika zava-maniry ny Tily
Mpankatoa ny Tily
Mihira sy mitsiky ny Tily raha sendra ny sarotra
Sahy, mahery fo ary maharitra amin’ny asany ny Tily
Madio tena, eritreritra, fiteny sy fihetsika ny Tily