Sokajy
Fanabeazana

Hira fanekena skoto

Tonony + solfa + feony.

Eo anatrehanao ry Ray,
No ekeko izao.
Hanompo anao mandrakizay
Dia ho Anao.

Ny tena sy ny saina
Sy ny Fanahy
Hibanjina ilay aina
Fa lehilahy / Nomenao ahy

Ho tia ny Fireneko
No ekeko izao,
Ny antsony dia reko
Miantso izao.

Fitiavana ny namana
No ekeko izao
Na ory na ny manana,
Mitovy izao.

Ireo lalĂ na folo
Ho toviko,
Izaho no hijoro
Tsy laviko.

Tonony : Filoha J. L. Rajoelisolo