Mpihazakazaka manatratra ny loka isika
4 septembre 2020

Mpihazakazaka manatratra ny lokaTily Analamanga Afovoany on Tuesday, August 25, 2020 Fitondran-tena kristiana  Mirakitra ny fitondran-tena mahamendrika ny kristiana ny hafatry Paoly ao amin’ny Romana 12 : 1-2 izay sori-dalana arahiny hanarahany an’i Jesoa Kristy.  Oharin’i Paoly toy ny mpihazakazaka ny mpanaradia an’i Kristy (Fil 3.14 ; 2 Tim 2.5). Ao amin’ny tokontanin’ny fanabeazana no hanatanterahin’ny Mpanabe […]

Toe-tsain’ny mpiandraikitra Tily : mibe tena aloha
22 août 2020

Mpiandraikitra mibe , manabe Nalaina tao amin’ny boky “Guide du Chef Eclaireur”, boky nosoratan’i BiPi ho an’ny mpiandraikitra skoto ity, ary zarain’i Filoha DO Santatra, Filoha Nasionaly Departemanta Fanabeazana Mibe tena aloha ny mpiandraikitra skoto vao afaka manabe. Nalainy tao anatin’ny Lalàna Folon’ny Tily ny hoe “tokan-teny ny Tily”, “mahatoky ny Tily” “madio tena, fihetsika […]

Mpiandraikitra Tily aho, Mino aho
25 juillet 2020

Ny hoe mino dia azo adika ihany koa hoe mahatoky, olona azo itokisana, tsy mivadibadika ary azo ametrahana andraikitra. Amin’ny voambolana Kristiana kosa dia olona efa nandray an’i Jesoa Kristy ho Tompo sy Mpamonjy azy ka mampiditra sy mampitoetra an’i Jesoa Kristy ho fiainany feno. « Tano ny finoana ho ampinga » Efesiana 6 : 16b Ity […]

Firafitry ny skotisma amin’ny sehatra iraisam-pirenena
15 juillet 2020

Raha miresaka ny Skotisma eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena dia ny Organisation Mondiale du Mouvement Scout (OMMS) no resahana amin’izany. Manana ny rafitra ijoroany izy. Ao ny Conférence Mondiale ivondronan’ireo firenena 171 mpikambana maneran-tany mivory isaky ny telo taona. Io no rafitra fara-tampony manapaka ny vina sy politika ankapobeny hirosoan’ny skotisma. Misy koa ny Comité Mondiale […]