Zon’olombelona

Ireo foto-kevi-dehibe iorenan’ny zon’olombelona Fitoviana : Mitovy daholo ny olombelona rehetra amin’ny fisitrahana 20, eo anatrehan’ny lalàna, tsy misy fijerena saranga, finoana, fihodirana,fiaviana … Tsy fanavahana : Tsy misy anavahana ny olombelona rehetra na ara-piaviana, na ara-pinoana, na ara-tsaranga, na ara-pananahana fa misatraka zo daholo. Fampandraisana anjara sy fandraisana anjara : Rehefa misy hetsika atao … Lire la suite de Zon’olombelona