Tsara ho fantatra momba ny fandraharahana

Raha miresaka fandraharahana matetika dia ny « assurance » na ny saran-dasy no tonga voalohany an-tsaina. Misy zavatra maromaro no fonosin’ny teny hoe fandraharahana, ka ny lehibe indrindra dia ireto telo ireto : latsak’emboka, fiantohana (assurance), antontan-taratasy mikasika lasy. Latsak’emboka Ny latsak’emboka dia fandraisana anjara ara-bola entin’ny Tily tsirairay isaky ny fiandohan’ny taom-panabeazana iray, izany hoe ny … Lire la suite de Tsara ho fantatra momba ny fandraharahana