Fepetra fananganana fivondronana vaovao

Azo atao ny fanokanana Sampana Mpanazava (na/sy) Tily rehefa nahazo ny fankatoavan’ny Foiben’ny Synodam-piangonana (FSFLM/SKOA/SAMPATI/SFTIMPA/SATIMPA) sy ny Komity Lehibe MTEM ary ny Foibe (MEM/TEM).  Ka ireto avy no fepetra takiana amin’izany : Sampana efa nitsangana enim-bolana fara-fahakeliny  Sampana efa vonona ary ara-dalàna tsara eo anivon’ny Fiangonana  Sampana efa vonona  ary ara-dalàna tsara eo anivon’ny Fikambanana … Lire la suite de Fepetra fananganana fivondronana vaovao