Litorjia fanokanana fivondronana FSFLM (FLM)

Ny TONIA FS.FLM, na izay olona tendreny no manatanteraka ny FANOKANANA HIRA: 283 and.1 MPITARIKA: Mampandroso amin’ny ALITARA ny Pastora ary mandray ny toerany voatokana ho azy ireo ny solon-tenan’ny fikambanana hampanao ny fanokanana. MPANOKANA (PASTORA): Manatrika   ny   fanokanana   ny   Sampana   SKOTO   isika   noho   ny fahasoavan’Andriamanitra koa aoka ary hivavaka isika: “Faly misaotra anao izahay … Lire la suite de Litorjia fanokanana fivondronana FSFLM (FLM)