– Manana fitahirizana na firaketana misy karazam-bakoka : vola fahiny, hajia, kojakojan-trano, sns.
– Mahafantatra ireo fombafomba nentim-paharazana : famadihana, famorana, ala volonjaza, sns.
– Mahay mikabary mirakitra hain-teny, na ohabolana ahitana ny fahendren’ny Ntaolo :
– Mahalala sy mahay mitantara angano vitsivitsy.

Talenta