– Mahay naoty na solfa ka afaka mitendry hira tsotra 10 raha kely indrindra
– Mahay kazazan-java maneno iray raha kely
– Mahay manamboatra ny simba
– Mahavita zava-maneno tsotsotra
– Mahaforona feon-kira iray manentana ny sokajy amin’ny zava-maneno
– Efa naira-nitendry zava-maneno tamin’ny mpahay mozika hafa.

Talenta 10 afaka trandrahina ao an-trano
4 juillet 2020

Mandalo vaninandro miavaka izao tontolo izao ka niteraka fiovana goavana maro teo amin’ny fomba fiainantsika toy ny fihibohana nandritra ny fotoana maharitra, ny fitafiana arotava lasa fitafy andavanandro, ny tsy fahafahana mivory sy mifampitakosona. Isan’ny tena iharan’izany indrindra ny skotisma, izay tena miaina ny fiainana ankalamanjana sy ny fiainam-bondrona. Tsy sakana amin’ny fivelaran-tenan’ny tsirairay nefa […]

Talenta