- – Nanatrika hetsika na ofana na fanentanana mikasika ny resaka WASH (Rano Fanadiovana Fidiovana) ka mahafehy izany
- Nampihatra sy miaina ireo PAFII WASH any an-tranony sy any amin’ny toera-pivoriana (local scout, fiangonana, etc)
- Nandray anjara tamin’ny hetsika WASH teny amin’ny fiaraha-monina niaraka tamin’ny sokajiny na ny antoko na faritra na faritany na hetsika nasionaly
Talenta
Diorano WASH
