Ny marika « Ravinala » sy « SCOUTS » (logo)

Mampiasa marika roa samy sarobidy aminy ny skoto Tily eto Madagasikara : ny marika (logo « SCOUTS ») sy faneva (Fleur de lys) an’ny skotisma iraisam-pirenena, mariky ny fiombonana amin’ireo skoto rehetra manerana an’izao tontolo izao. ny marika Ravinala, mariky ny fiombonan’ny skoto Tily rehetra eran’i Madagasikara sy any ampitan-dranomasina. Mariky ny fiombonana ny marika ampiasaintsika, ary … Lire la suite de Ny marika « Ravinala » sy « SCOUTS » (logo)