Sokajy
Olon-dehibe sy kalitao

Politika nasionaly ODK

Ity no politika mitarika ny fomba fitantanana olon-dehibe ato amin’ny Tily eto Madagasikara mandritra ny fe-potoana.

Mirakitra ireo tondrozotra ahafahan’ny Tily eto Madagasikara hametraka fitantanana mahomby ireo olon-dehibe miasa an-tsitrapo. Mba ho tohana azo antoka izy ireo ahazoana manome toky ireo Beazina, Ray aman-dreny, ny Fiangonana ary ny Fiaraha-monina; Ary koa hisian’ny arofenitra mba ho Fanabeazana azo antoka no atolotry ny Tily eto Madagasikara.

Ho hitan’ise ao ny momba ny :

Fitanan-kaja

  • Fampahafantarana sy fomba fampiharana azy
  • Ireo endrika fahadisoana tsy azo leferina ka itakiana ny fampiharana ny fitanan-kaja
  • Ireo dingana hatao isaky ny karazana trangan-javatra
  • Fanatsarana miandalana ny fanabeazana

GSAT : Fomba fandrefesana vokatra kalitao ho an’ny skotisma

  • Tanjona sy zava-kendren’ny GSAT
  • Fomba fampiharana ny GSAT ho an’ny Tily

Arofenitra fomba fanokafana tetik’asa ho an’ny Faritany Tily

  • Tanjona
  • Drafi-pandaminana sy andraikitry ny tsirairay

Fiatrehana ny mety ho fifanolanana araka ny lalàna (Contentieux – Juridique)

  • Tanjona
  • Andraikitry ny tsirairay
  • Momba ny fikasihan-tanana na fandratrana
  • Code pénal

Vakoka sy Tantara

  • Tanjona
  • Tamboho