Tsara ho fantatra momba ny fiantohana (assurance)

Nohavaozina ary manan-kery manombika ny zoma 10 febroary 2023 ho an’ny herintaona manaraka ny fiantohana antsika (Assurance) Araka ny fehin-kevitry ny FIFITI 2022 Morondava dia nohatsaraina izany fiantohana izany ka niakatra ho 200.000Ar ny tahan’ny fandraisana an-tanana fitsaboana (raha toa ka 60.000Ar) izany teo aloha. Ny vola alohan’ny Tily tsirairay rehefa mandoa FAFI dia tsy … Lire la suite de Tsara ho fantatra momba ny fiantohana (assurance)