Inona ny Tily ? ℹ

Skoto + Zazalahy + Unionistes Ny Tily dia fanabeazana tanora  zazalahy unionistes (FJKM, FLM, EEM, METM, FMTA), araka ny fomba fanabeazana skoto efa nanorenan’i Baden Powell azy, sady mamolavola azy handray anjara amin’ny fanorenana tontolo tsara kokoa. Natao hanabe sy hikolokolo ireo zazalahy, amin’ny maha-olona feno hahatonga azy ireo ho Tanora : Vavolombelon’i Jesoa Kristy … Lire la suite de Inona ny Tily ? ℹ