• Malagasy
  • Français
  • English
  • DFI Week 2019

    DFI Week 2019

    Ny Foibe Tily Eto Madagasikara dia faly manasa ireo Filoha Tily ao amin’ny Departemanta Fifandraisana isam-paritany amin’ny DFI WEEK 2019 karakarain’ny Departemanta Fifandraisana eo anivon’ny FOIBE ny 11 sy 12 May 2019 ho avy izao ao amin’ny Notre Dame du Cenacle...
    #SCOUT_MDG

    #SCOUT_MDG

    Ho fanatsarana hatrany ny fampitana vaovao tsara eto anivon’ny tambazotra ,indrindra ireo sary zaraina am-perin’asa dia ireto misy hastag afaka ampiasan’ny Tily rehetra. Mirary herinandro feno fifaliana. #TILY...
    Sahan’ny tranombitsika

    Sahan’ny tranombitsika

    Lalao Sahan’ny Tranombitsika : hitantsika ao amin’ny fafana ny hazo izay nosafidian’ny isam-paritany ary voafantina mba hovolena eny Antsahamarofoza. Toy izao ny fandaminana manaraka : 1- Mifanantona ary miara-miasa amin’ny olona manam-pahaizana manokana momba ny...
    Hetsika nasionaly 2019

    Hetsika nasionaly 2019

    Fanolorana ireo daty hanaovana fihetsiketsehana nasionaly ho an’ny taona 2018 Araka izay tapaka nandritra ny Fihaonan’ny Filoha Tily (FIFITI) 2017 izay natao tany Mahajanga ny volana Aogositra 2017 sy taorian’ny fiovan’ny fandaharam-pianarana 2017 – 2018 ary araka ny...